Текст песни Regis Gizavo - Malaso

Ballades Africaines
Жанр: Ethnic
Исполнитель: Regis Gizavo
Альбом: Ballades Africaines
Длительность: 06:14
Рейтинг: 164
MP3: Скачать
Загрузил: amarkord

Текст:

Magnahira gnolo aminay any ! Malaso o ! Magnahira, tsis misy raha ataondrozy laha tsy hangalatse! Zaho atoy malahelo, malahelo fa tsy hanao akory e he ! Mahatiaro gny raha niseho o! Zay agny e ! Oho! Ehe! Ehea, Ehe(3) Agny avao agny avao rozy zay! Mahaferegnay e! Tsy matory hale tsy matory atoandro! Fa mijale! Ombia avao vo hilame hoy e! Seh ! Mafy gnandro! Oh malaso reo eh tsy lany ! Oh malaso reo eh tsy hay ! Tsy vo nandroane fa ela tagny ! Gny nampijale olo aminay ! Tsy ligninay matoa zahay mitaray ! Vonjeo ! Seeee he ! Vonjeo ! Seeee ! Eh ! Agny avao any avao rozy zay! Mahaferegnay e! Tsy matory hale tsy matory atoandro! Fa mijale! Ombia avao vo hilame hoy e! Seh ! E mafy gnandro! Oh malaso reo eh tsy vagno ! Oh malaso reo eh tsy vagno ! Tsy vo nandroane fa ela tagny ! Gny nampijale olo aminay ! Tsy ligninay matoa zahay mitaray ! Vonjeo ohoooh ! Vonjeo ! Seeee ! Eh ! Ngy ezaky antaony maro simba gny malaso agnaty ndraiky andro ! Ngy ezaky antaony maro simba gny malaso agnaty ndraiky andro ! Hanao akore reto olo reto lahy ! Mijaly ! Mijaly !Mijaly !Mijaly !Mijaly oh oh! Maharare gnay ndroze ! Maharare gnay ndroze ! Izay avao oh ! Izay avao nene toy e! Tsy misy raha volane eh ! Ombia avao oh ! Ie he ! Io io ho ! Nzay moa lie, Nzay moa lie, Nzay moa lie ...
;
Неправильный текст?

Похожие тексты

ПОСЛЕДНИЕ СКАЧАННЫЕ

топ аплоадеров

новости портала

31.01.2016
Новый плеер
Новый плеер
19.12.2015
Проблема с подтверждением регистрации
Проблема решена
18.08.2015
Добавлена возможность привязки VK/FB аккаунта
Добавлена возможность привязки VK/FB аккаунта к основному аккаунту